Proverbs 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitoeran’ny maty sy ny tanin’ny fandringanana dia tsy mety voky; toy izany ny mason’ny olona: Tsy mety afa-po izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety voky ny fasana aman-tSeoly, tsy mety afa-po toy izany koa ny mason’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba mety voky ny fonenan’ny maty ary tsy mba mety afa-po ny mason’olombelona.
Malagasy Bible 1865
Ny fiainan-tsi-hita sy ny fandringanana tsy mety voky, Dia toy izany no tsy ahamamoan'ny mason'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitoeran’ny maty* sy ny tanin’ny fandringanana dia tsy mety voky; toy izany ny mason’ny olona: Tsy mety afa-po izy.
malagasy
Ny fiainan-tsi-hita sy ny fandringanana tsy mety voky, Dia toy izany no tsy ahamamoan'ny mason'ny olona.[Heb. Sheola]