Proverbs 27:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny memy no ahafantarana ny tena volafotsy, ny fandrendrehana no ahafantarana ny tena volamena, ary ny toetry ny olona dia tsy maintsy ho araka ny lazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny memy atao hanadio ny volafotsy; ny fandrendrehana hanadio ny volamena. ary ny fiderana raisin’ny olona, aoka hozahany toetra toy izany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy ny memy fisedrana ny volafotsy ary ny fatana fandrendrehana ny volamena, fa ny lazany kosa no itsarana ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ny memy ho an'ny volafotsy, Ny fandrendrehana ho an'ny volamena, Ary ny toetry ny olona dia tsy maintsy ho araka izay zavatra derainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny memy no ahafantarana ny tena volafotsy, ny fandrendrehana no ahafantarana ny tena volamena, ary ny toetry ny olona dia tsy maintsy ho araka ny lazany.
malagasy
Ny memy ho an'ny volafotsy, Ny fandrendrehana ho an'ny volamena, Ary ny toetry ny olona dia tsy maintsy ho araka izay zavatra derainy.