Proverbs 27:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia miara-totoinao fanoto amin’ny vary ao an-daona aza ny adala dia tsy mba hiala aminy tsy akory ny fahadalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na hototoinao ao an-daona aza ny adala, tahaka ny fitoto vary amin’ny fanoto, tsy hisaraka aminy ny hadalany tsy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia totoinao toy ny vary an-daona aza ny adala, dia tsy ho afaka aminy akory ny hadalàny.
Malagasy Bible 1865
Na dia miara-totoinao ny fanoto amin'ny vary eo an-daona aza ny adala, Dia tsy mba hiala aminy tsy akory ny fahadalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia miara-totoinao fanoto amin’ny vary ao an-daona aza ny adala dia tsy mba hiala aminy tsy akory ny fahadalany.
malagasy
Na dia miara-totoinao ny fanoto amin'ny vary eo an-daona aza ny adala, Dia tsy mba hiala aminy tsy akory ny fahadalany.