Proverbs 27:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantaro tsara ny ondry aman’osinao, ary miahia tsara ny andian’ny bibinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantaro tsara ny toetry ny ondrinao, ny sainao ento mandinika ny biby fiompinao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantaro tsara ny toetoetry ny ondry aman’osinao ary tandremo fatratra ireo biby fiompinao;
Malagasy Bible 1865
Fantaro tsara ny tarehin'ny ondry aman'osinao, Ary miahia tsara ny andian'ny bibinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantaro tsara ny ondry aman’osinao, ary miahia tsara ny andian’ny bibinao,
malagasy
Fantaro tsara ny tarehin'ny ondry aman'osinao, Ary miahia tsara ny andian'ny bibinao;