Proverbs 27:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny harena tsy ho mandrakizay; ary moa haharitra ho amin’ny taranaka rehetra va ny satroboninahitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny harena tsy maharitra mandrakizay, na ny satroboninahitra amin’ny taona mifandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny harena akory tsy haharitra mandrakizay ary ny satroboninahitra tsy hateza hampitaina amin’ny taranaka mifandimby.
Malagasy Bible 1865
Fa ny harena tsy ho mandrakizay; Ary moa haharitra ho amin'ny taranaka rehetra va ny satro-boninahitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny harena tsy ho mandrakizay; ary moa haharitra ho amin’ny taranaka rehetra va ny satroboninahitra?
malagasy
Fa ny harena tsy ho mandrakizay; Ary moa haharitra ho amin'ny taranaka rehetra va ny satro-boninahitra?