Proverbs 27:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia lany aza ny ahitra ka mitsiry ny solofony ary voataona ny zavamaniry any an-tendrombohitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa rehefa nitranga ny ahitra ka niseho ny zava-maitso, ary voaangona ny vilona avy eny an-tendrombohitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tapaho ny ahitra eny an-tsaha, ka mandritra ny itsiran’ny solofony, dia angony ny vilo-maina eny an-tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Na dia lany aza ny ahitra, ka mitsiry ny solofony, Ary voataona ny zava-maniry any an-tendrombohitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia lany aza ny ahitra ka mitsiry ny solofony ary voataona ny zavamaniry any an-tendrombohitra,
malagasy
Na dia lany aza ny ahitra, ka mitsiry ny solofony, Ary voataona ny zava-maniry any an-tendrombohitra,