Proverbs 27:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’ondry no hahazoanao fitafiana ary ny osy dia hamidinao tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia indreo ny zanak’ondry hahazoanao fitafiana; ny osilahy hividiananao saha anankiray:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manàna ondry hahazoanao fitafiana, manàna osilahy hahafahanao mividy saha;
Malagasy Bible 1865
Ny zanak'ondry dia hahazoanao fitafiana, Ary ny osy hamidinao tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’ondry no hahazoanao fitafiana ary ny osy dia hamidinao tany;
malagasy
Ny zanak'ondry dia hahazoanao fitafiana, Ary ny osy hamidinao tany;Ary ho ampy hosotroinao ny rononon'osy Sy ho an'ny ankohonanao, Ary hisy hiveloman'ny ankizivavinao.