Proverbs 27:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mavesatra ny vato ary misy lanjany ny fasika, fa ny fahasosoran’ny adala dia manoatra noho izy roa tonta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Madonda ihany ny vato, mavesatra koa ny fasika, fa mavesatra noho ireo indray ny hasosoran’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mavesatra ny vato ary manan-danja ny fasika; fa manoatra noho izy roa tonta ny lolom-pon’ny adala.
Malagasy Bible 1865
Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; Fa ny fahasosoran'ny adala dia manoatra noho izy roa tonta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mavesatra ny vato ary misy lanjany ny fasika, fa ny fahasosoran’ny adala dia manoatra noho izy roa tonta.
malagasy
Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; Fa ny fahasosoran'ny adala dia manoatra noho izy roa tonta.