Proverbs 27:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azo itokiana hahasoa ny fery ataon’ny sakaiza, fa tena fitaka ny fanorohana betsaka ataon’ny fahavalo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratra avy amin-tsakaiza dia vokatry ny fitiavany tsy mivadika, fa ny oroky ny fahavalo kosa, fitaka foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tsikera ataon-tsakaiza dia itokiana hahasoa fa ny oroky ny fahavalo kosa mamitaka.
Malagasy Bible 1865
Azo itokiana hahasoa ny fery ataon'ny sakaiza; Fa tena fitaka ny fanorohan'ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azo itokiana hahasoa ny fery ataon’ny sakaiza, fa tena fitaka ny fanorohana betsaka ataon’ny fahavalo.
malagasy
Azo itokiana hahasoa ny fery ataon'ny sakaiza; Fa tena fitaka ny fanorohan'ny fahavalo.