Proverbs 27:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsakitsahin’ny voky na dia ny toho-tantely aza, nefa mamin’ny noana na dia ny zava-mangidy rehetra aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny voky, na ny toho-tantely aza hoseny tongotra fotsiny, fa amin’ny noana, na ny zava-mangidy aza, maminy avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay voky tsy mahahinan-tantely fa izay noana kosa mankamamy sakafo mangidy.
Malagasy Bible 1865
Hitsakitsahin'ny voky na dia ny toho-tantely aza; Fa mamin'ny noana na dia ny zava-mangidy rehetra aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsakitsahin’ny voky na dia ny toho-tantely aza, nefa mamin’ny noana na dia ny zava-mangidy rehetra aza.
malagasy
Hitsakitsahin'ny voky na dia ny toho-tantely aza; Fa mamin'ny noana na dia ny zava-mangidy rehetra aza.