Proverbs 27:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny voronkely miala amin’ny akaniny ka mirenireny, dia toy izany ny olona izay mirenireny miala amin’ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny vorona mirenireny lavitra ny akaniny: toy izany koa ny olona mirenireny lavitra ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny vorona miriorio lavitry ny akaniny ny olona mirenireny lavitry ny fonenany.
Malagasy Bible 1865
Toy ny voron-kely miala amin'ny akaniny ka mirenireny, Dia toy izany ny olona izay mirenireny miala amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny voronkely miala amin’ny akaniny ka mirenireny, dia toy izany ny olona izay mirenireny miala amin’ny fonenany.
malagasy
Toy ny voron-kely miala amin'ny akaniny ka mirenireny, Dia toy izany ny olona izay mirenireny miala amin'ny fonenany.