Proverbs 27:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny diloilo sy ny zavamanitra dia mahafaly ny fo; aleo ny hamamin’ny fisakaizana toy izay ny hevitra avy amin’ny tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampiravoravo ny fo ny diloilo aman-java-manitra; torak’izany ny hamamian-tsakaiza manoro hevitra avy amin’ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny menaka fanosotra sy ny ranomanitra dia mahafaly ny fo fa ny fahoriana mampisafotofoto ny fanahy.
Malagasy Bible 1865
Ny diloilo sy ny zava-manitra mahafaly ny fo, Ary ny hamamin'ny sakaiza dia avy amin'ny ana-panahy ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny diloilo sy ny zavamanitra dia mahafaly ny fo; aleo ny hamamin’ny fisakaizana toy izay ny hevitra avy amin’ny tena.
malagasy
Ny diloilo sy ny zava-manitra mahafaly ny fo, Ary ny hamamin'ny sakaiza dia avy amin'ny ana-panahy ataony.