Proverbs 29:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona mpandatsa-dra dia mankahala ny tsy misy tsiny, fa miahy ny ainy kosa ny mahitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halan’ny olona mpandatsa-dra ny tsy misy tsiny; fa miahy ny ain’izy io kosa, ny mahitsy fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona lian-drà mankahala ny olom-banona, fa ny olo-mahitsy kosa miahy ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Ny olona mpandatsa-drà mankahala ny tsy misy tsiny; Fa ny mahitsy kosa miahy ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona mpandatsa-dra dia mankahala ny tsy misy tsiny, fa miahy ny ainy kosa ny mahitsy.
malagasy
Ny olona mpandatsa-drà mankahala ny tsy misy tsiny; Fa ny mahitsy kosa miahy ny ainy.[Na: Ary mitady ny ain'ny mahitsy]