Proverbs 29:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hatezeran’ny adala dia avoakany avokoa, fa manindry fo kosa ny hendry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala manampatra ny hatezerany rehetra, ny hendry kosa, manonona sy mahafehy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manampatra hatezerana ny adala, fa mahatsindry fo kosa ny hendry.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatezeran'ny adala dia avoakany avokoa; Fa ny hendry kosa manindry fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hatezeran’ny adala dia avoakany avokoa, fa manindry fo kosa ny hendry.
malagasy
Ny fahatezeran'ny adala dia avoakany avokoa; Fa ny hendry kosa manindry fo.