Proverbs 29:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihaona ny mahantra sy ny mpampahory; NY TOMPO no manazava ny mason’izy roa tonta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihaona ny mahantra sy ny mpampahory, i Iaveh no manazava ny mason’izy roa tonta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no iraisan’ny mahantra sy ny mpampahory; samy omen’ny TOMPO maso hijerena izy roa tonta.
Malagasy Bible 1865
Mihaona ny malahelo sy ny mpampahory; Jehovah no manazava ny mason'izy roa tonta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihaona ny mahantra sy ny mpampahory; NY TOMPO no manazava ny mason’izy roa tonta.
malagasy
Mihaona ny malahelo sy ny mpampahory; Jehovah no manazava ny mason'izy roa tonta.[Na: mpampanana vola]