Proverbs 29:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy misy fahitana dia atondraka hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona; fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy dia sambatra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tsy misy fahitana intsony tsy misy mahafehy ny vahoaka. Sambatra izay mitandrina ny lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tsy misy fanambaràn’ny mpaminany, dia mivarilavo ny vahoaka; fa sambatra kosa izany vahoaka izany raha mitandrina ny lalànan’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona; Fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy, dia sambatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy misy fahitana dia atondraka hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona; fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy dia sambatra!
malagasy
Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona; Fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy, dia sambatra.