Proverbs 29:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha teny fotsiny ihany, tsy ampy hananarana ny mpanompo, fa na dia azony aza, tsy ankatoaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba teny no ananarana ny mpanompo; fa na azony aza izany dia tsy mba manaiky izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy amin’ny teny no amaizana ny mpanompo; fa na azony aza izany, dia tsy hankatoaviny.
Malagasy Bible 1865
Raha teny fotsiny ihany, dia tsy ampy hananarana ny mpanompo; Fa na dia fantany aza, tsy hankatoaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha teny fotsiny ihany, tsy ampy hananarana ny mpanompo, fa na dia azony aza, tsy ankatoaviny.
malagasy
Raha teny fotsiny ihany, dia tsy ampy hananarana ny mpanompo; Fa na dia fantany aza, tsy hankatoaviny.[Heb. tsy misy valiny]