Proverbs 29:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamandrika ny tahotra olona, fa izay matoky NY TOMPO no tsy hanana ahiahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tahotra olombelona, misy fandrika anatiny; fa ny matoky amin’i Iaveh, no tafatoetra tsy misy hatahorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampidi-doza ny fahatahorana olona; fa izay matoky ny TOMPO kosa no voaaro.
Malagasy Bible 1865
Mamandrika ny tahotra olona; Fa izay matoky an'i Jehovah no hovonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamandrika ny tahotra olona, fa izay matoky NY TOMPO no tsy hanana ahiahy.
malagasy
Mamandrika ny tahotra olona; Fa izay matoky an'i Jehovah no hovonjena.[Heb. hatao amin'ny avo]