Proverbs 29:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro no mila sitraka amin’ny mpanapaka, fa avy amin’NY TOMPO ny rariny ho an’ny tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro no mila sitraka amin’ny mpanapaka; fa i Iaveh ihany no iavian’ny fitsarana marina ny olona isam-batana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro no mila sitraka amin’ny mpitondra; fa ny TOMPO ihany no mitsara ny olona tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Maro no mila sitraka amin 'ny mpanapaka; Fa avy amin'i Jehovah ny fitsarana ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro no mila sitraka amin’ny mpanapaka, fa avy amin’NY TOMPO ny rariny ho an’ny tsirairay.
malagasy
Maro no mila sitraka amin'ny mpanapaka; Fa avy amin'i Jehovah ny fitsarana ny olona.[Heb. mitady ny tavan']Ny meloka dia fahavetavetana eo imason'ny marina; Ary ny mahitsy lalana dia mba fahavetavetana eo imason'ny ratsy fanahy kosa.