Proverbs 29:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny meloka dia fahavetavetana eo imason’ny marina; fa ny mahitsy lalana dia mba fahavetavetana kosa eo imason’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olon-dratsy, fahavetavetana ho an’ny marina; ny mahitsy lalana kosa, fahavetavetana ho an’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halan’ny olo-marina ny olona mpivadi-bolana; ary halan’ny olon-dratsy ny mahitsy fitondrantena.
Malagasy Bible 1865
Ny meloka dia fahavetavetana eo imason'ny marina; Ary ny mahitsy lalana dia mba fahavetavetana eo imason'ny ratsy fanahy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny meloka dia fahavetavetana eo imason’ny marina; fa ny mahitsy lalana dia mba fahavetavetana kosa eo imason’ny ratsy fanahy.
malagasy
Ny meloka dia fahavetavetana eo imason'ny marina; Ary ny mahitsy lalana dia mba fahavetavetana eo imason'ny ratsy fanahy kosa.