Proverbs 29:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rariny no ampandrian’ny mpanjaka ny tany, fa izay fatra-pampandoa hetra no mandrava azy kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka mampiorina mafy ny taniny amin’ny fahamarinana, fa izay tia kolikoly kosa, mandrava azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjaka mpandala ny rariny no mampiorina mafy ny tany; fa izay mitaky hetra mihoa-pampana kosa no mampikorosy fahana izany.
Malagasy Bible 1865
Ny rariny no ampandrian'ny mpanjaka ny tany; Fa izay mandray tambitamby no mandrava azy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rariny no ampandrian’ny mpanjaka ny tany, fa izay fatra-pampandoa hetra no mandrava azy kosa.
malagasy
Ny rariny no ampandrian'ny mpanjaka ny tany; Fa izay mandray tambitamby no mandrava azy kosa.[Na: mampandoa harena]