Proverbs 29:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy fandrika amin’ny heloky ny olon-dratsy, fa ny marina dia mihoby sy mifaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fandrika no amin’ny heloky ny olon-dratsy fanahy; fa hoby aman-kafaliana kosa no an’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy mamandri-tena amin’ny fahotany, fa ny olo-marina kosa mientanentan-kafaliana.
Malagasy Bible 1865
Misy fandrika amin'ny heloky ny olon-dratsy; Fa ny marina mihoby sy mifaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy fandrika amin’ny heloky ny olon-dratsy, fa ny marina dia mihoby sy mifaly.
malagasy
Misy fandrika amin'ny heloky ny olon-dratsy; Fa ny marina mihoby sy mifaly.