Proverbs 29:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampihotakotaka ny tanàna ny mpaniratsira, fa ny hendry dia mampitony kosa ny fahatezerana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpamazivazy mampirehitra afo handoro ny tanàna, ny hendry kosa, mampitony ny hatezerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampisavorovoro ny iray tanàna ny mpaniratsira, fa mampitony fahatezerana kosa ny hendry.
Malagasy Bible 1865
Ny mpaniratsira mampihotakotaka ny tanàna; Fa ny hendry mampionona fahatezerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampihotakotaka ny tanàna ny mpaniratsira, fa ny hendry dia mampitony kosa ny fahatezerana.
malagasy
Ny mpaniratsira mampihotakotaka ny tanàna; Fa ny hendry mampionona fahatezerana.[Heb. mampirehitra]