Proverbs 29:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny hendry no miady amin’ny adala eo amin’ny fitsarana, na ho tezitra izy na hihomehy dia tsy hanam-pitsaharana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny hendry no miady amin’adala, na tezitra izy na mihomehy, tsy hisy fihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha olon-kendry no manana ady amin’adala, dia ho tezitra na hihomehy ity adala, kanefa tsy hisy filaminana mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Raha iadian'ny hendry ny adala, Dia tezitra sy mihomehy izy, ka tsy hisy fitsaharana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny hendry no miady amin’ny adala eo amin’ny fitsarana, na ho tezitra izy na hihomehy dia tsy hanam-pitsaharana.
malagasy
Raha iadian'ny hendry ny adala, Dia tezitra sy mihomehy izy, ka tsy hisy fitsaharana.[Na: Raha hendry miady amin'adala, na tezitra izy, na mihomehy, dia tsy misy fitsaharana]