Proverbs 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, aza manadino ny fampianarako, fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, aza manadino ny fanoroako, ary tanonao am-ponao ny didiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, aza manadino ny fampianarako; ary aoka ho voatandron’ny fonao ny didiko.
Malagasy Bible 1865
Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, aza manadino ny fampianarako, fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;
malagasy
[Famporisihana hitondra tena tsara] Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;