Proverbs 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao, ary hihoatra ny vata fanantazanao ny ranom-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho feno hipokipoka ny fitoeram-bokatrao, ary hihoatra ny fandomana azy ny divainao vaovao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho feno vary mitafotafo ny sompitrao; ary hihoatra ny barika fanantazanao azy ny divay.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao, Ary hihoatra ny ranom-boaloboka eo amin'ny vata fanantazanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao, ary hihoatra ny vata fanantazanao ny ranom-boaloboka.
malagasy
Ka dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao, Ary hihoatra ny ranom-boaloboka eo amin'ny vata fanantazanao.