Proverbs 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, aza manamavo ny fitaizan’NY TOMPO, ary aza tofoka amin’ny fanitsiana ataony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, aza manamavo ny fananaran’i Iaveh, ary aza mankahala ny famaizana ataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, aza hamavoinao ny famaizan’ny TOMPO ary aza tofoka amin’ny fananarany.
Malagasy Bible 1865
Anaka, aza manamavo ny famaizan'i Jehovah, Ary aza tofoka amin'ny fananarany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, aza manamavo ny fitaizan’NY TOMPO, ary aza tofoka amin’ny fanitsiana ataony;
malagasy
Anaka, aza manamavo ny famaizan'i Jehovah, Ary aza tofoka amin'ny fananarany;