Proverbs 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay tian’NY TOMPO no anariny, dia tahaka ny ataon’ny ray amin’ny zanaka tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay tian’i Iaveh no faiziny, toy ny ataon’ny ray amin’ny zanaka malalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay tian’ny TOMPO no anariny toy ny ataon-dray amin’ny zanany malala.
Malagasy Bible 1865
Fa izay tian'i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon'ny ray amin'ny zanaka tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay tian’NY TOMPO no anariny, dia tahaka ny ataon’ny ray amin’ny zanaka tiany.
malagasy
Fa izay tian'i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon'ny ray amin'ny zanaka tiany.