Proverbs 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona nahita ny fahendrena, sy izay olona nahazo ny fahalalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay olona nahita ny fahendrena sy izay olona nahazo ny fahaiza-manavaka.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay olona mahita fahendrena Sy izay olona mahazo fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana!
malagasy
[Ny fahasambaran'izay olona mahita fahendrena] Sambatra izay olona mahita fahendrena Sy izay olona mahazo fahalalana.