Proverbs 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sarobidy noho ny voahangy izy, ary izay rehetra irinao dia tsy misy azo ampitahaina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sarobidy noho ny voahangy izy, ary tsy misy mitovy aminy izay firavakao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sarobidy noho ny voahangy ny fahendrena; ary izay rehetra azo irina dia tsy misy mitovy aminy.
Malagasy Bible 1865
Sarobidy noho ny voahangy izy; Ary izay rehetra irinao tsy misy azo ampitahaina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sarobidy noho ny voahangy izy, ary izay rehetra irinao dia tsy misy azo ampitahaina aminy.
malagasy
Sarobidy noho ny voahangy izy; Ary izay rehetra irinao tsy misy azo ampitahaina aminy.[Na: perla]