Proverbs 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa andro maro no eo amin’ny tanany havanana, ary harena sy voninahitra no eo amin’ny tanany havia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andro lava iainana no eo an-tanany ankavanana, harena amam-boninahitra no eo an-tanany ankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahaela velona ny fahendrena etsy an-kilany ary mampahazo harena sy haja etsy an-daniny.
Malagasy Bible 1865
Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa andro maro no eo amin’ny tanany havanana, ary harena sy voninahitra no eo amin’ny tanany havia.
malagasy
Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia.