Proverbs 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lalana mahafinaritra ny lalany ary fiadanana ny alehany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lala-mahafinaritra ny lalany, fiadanana avokoa ny sakeli-dalany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lalana mahafinaritra ny lalany; ary antoky ny fiadanana ny sakeli-dalany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Làlana mahafinaritra ny lalany, Ary fiadanana ny alehany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lalana mahafinaritra ny lalany ary fiadanana ny alehany rehetra.
malagasy
Làlana mahafinaritra ny lalany, Ary fiadanana ny alehany rehetra.