Proverbs 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazon’aina ho an’izay rehetra mifikitra aminy izy ary izay rehetra mihazona azy no atao hoe sambatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazon’aina izy ho an’izay mambabo azy, ary sambatra izay mifikitra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazon’aina sy fahasambarana ny fahendrena ho an’izay mitana azy sy mifikitra aminy.
Malagasy Bible 1865
Hazon'aina ho an'izay rehetra mifikitra aminy izy; Ary izay rehetra mitana azy no hatao hoe sambatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazon’aina ho an’izay rehetra mifikitra aminy izy ary izay rehetra mihazona azy no atao hoe sambatra.
malagasy
Hazon'aina ho an'izay rehetra mifikitra aminy izy; Ary izay rehetra mitana azy no hatao hoe sambatra.