Proverbs 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fahendrena no nanorenan’NY TOMPO ny tany ary tamin’ny fahalalana no nampitoerany ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahendrena no nanorenan’i Iaveh ny tany, ny fahalalana no nampitoerany ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahendrena sy fahaiza-manavaka no nanorenan’ny TOMPO ny tany sady nahariany ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Fahendrena no nanorenan'i Jehovah ny tany, Ary fahalalana no nampitoerany ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fahendrena no nanorenan’NY TOMPO ny tany ary tamin’ny fahalalana no nampitoerany ny lanitra.
malagasy
Fahendrena no nanorenan'i Jehovah ny tany, Ary fahalalana no nampitoerany ny lanitra.