Proverbs 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hampitomboiny ho anao ny andro maro sy ny taona ela iainana ary ny fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany no hahazoanao andro lava aman-taona hiainana sy hiadanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa andro lava sy taona maro iainana ka hiadam-pinaritra hatrany no ho vokatr’ireny ho an’ny tenanao:
Malagasy Bible 1865
Fa andro maro sy taona ela iainana Ary fiadanana no hanampiny ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hampitomboiny ho anao ny andro maro sy ny taona ela iainana ary ny fiadanana.
malagasy
Fa andro maro sy taona ela iainana Ary fiadanana no hanampiny ho anao.