Proverbs 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahalalany no noentiny nampiboiboika ny rano any amin’ny lalina sy ampitetevany ando avy amin’ny rahona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahaizany no nivakian’ny hantsana, sy ampitetevan’ny rahona ny ando.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahaizany no nampiboiboika rano avy any an-kibon-tany lalina any sy mampitosaka orana avy amin’ny rahona.
Malagasy Bible 1865
Ny fahalalany no entiny mampiboiboika ny rano any amin'ny lalina Sy ampitetevany ando avy amin'ny rahona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahalalany no noentiny nampiboiboika ny rano any amin’ny lalina sy ampitetevany ando avy amin’ny rahona.
malagasy
Ny fahalalany no entiny mampiboiboika ny rano any amin'ny lalina Sy ampitetevany ando avy amin'ny rahona.