Proverbs 3:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, aoka tsy hiala amin’ny masonao izany; raketo ny tena fahendrena sy ny fahaiza-mandinika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, aoka tsy hiala eo imasonao fa tano ny fahendrena amam-pisainana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, ny fahamalinana sy ny fahaiza-mandinika no ifikiro ka imasoy hatrany.
Malagasy Bible 1865
Anaka, aoka tsy hiala amin'ny masonao izany; Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, aoka tsy hiala amin’ny masonao izany; raketo ny tena fahendrena sy ny fahaiza-mandinika,
malagasy
Anaka, aoka tsy hiala amin'ny masonao izany; Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava,