Proverbs 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho aina ho an’ny fanahinao izany ary ho firavaky ny vozonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aina ho an’ny fanahinao izany; ary haingo ho an’ny vozonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho antoky ny fiainana ho anao izany sady sarobidy toa firavaka fiambozonanao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho ain'ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho aina ho an’ny fanahinao izany ary ho firavaky ny vozonao.
malagasy
Ka dia ho ain'ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,