Proverbs 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hizotra amin’ny lalanao amin-toky ianao ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hizo-dalana aman-toky ianao; ary tsy ho tafintohina ny tongotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handroso amim-pahatokiana ianao ka tsy hosolafa-mamindra.
Malagasy Bible 1865
Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hizotra amin’ny lalanao amin-toky ianao ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.
malagasy
Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.