Proverbs 3:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hatahotra ianao raha mandry; eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandry ianao tsy hanan-tahotra tafandry indray ho mamy tori-maso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hatahotra ianao rehefa miala sasatra, ary ho tafandry mandry rehefa matory.
Malagasy Bible 1865
Tsy hatahotra ianao, raha mandry; Eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hatahotra ianao raha mandry; eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.
malagasy
Tsy hatahotra ianao, raha mandry; Eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.