Proverbs 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manahy ny fampitahorana avy tampoka, na ny loza mandringana afitsoky ny ratsy fanahy raha avy izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy hatahorana na ny fampatahorana tonga tampoka, na ny famelezana avy amin’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manahy ny fampitahoran’ireo adala na ny famelezan’ny olon-dratsy, raha tonga izany.
Malagasy Bible 1865
Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy, raha avy izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manahy ny fampitahorana avy tampoka, na ny loza mandringana afitsoky ny ratsy fanahy raha avy izany;
malagasy
Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy, raha avy izany; [Na: ny fandringanana avy amin'ny]