Proverbs 3:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa NY TOMPO no ho tokinao ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Iaveh no ho tokinao; ary hiaro ny tongotrao amin’ny fandrika rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO no ho tokinao ka hiaro ny tongotrao tsy ho voafandrika.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah no ho tokinao Ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa NY TOMPO no ho tokinao ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.
malagasy
Fa Jehovah no ho tokinao Ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.