Proverbs 3:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamihina ny soa amin’izay tokony homena azy raha azon’ny tananao atao ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandà ny hanao soa amin’izay tokony hanaovana izany, raha mbola azonao atao koa ny manao izany aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza misalasala manao soa amin’izay mila izany raha azonao atao ihany.
Malagasy Bible 1865
Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, Raha azon'ny tananao atao ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamihina ny soa amin’izay tokony homena azy raha azon’ny tananao atao ihany.
malagasy
[Famporisihana hanao soa amin'olona sy hanao ny marina] Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, Raha azon'ny tananao atao ihany;