Proverbs 3:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miteny amin’ny namanao hoe: Mandehana ka miverena, fa rahampitso no homeko! Kanefa manana ihany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao amin’ny namanao hoe: «Mandehana ka miverena; rahampitso aho manome», raha azonao atao ny manome eo noho eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao amin’ny namanao hoe: «Miverena fa rahampitso aho manome», raha manan-komena azy izao ianao.
Malagasy Bible 1865
Aza manao amin'ny namanao hoe: Mandehana, ka avia indray, fa rahampitso no homeko; Kanefa manana ihany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miteny amin’ny namanao hoe: Mandehana ka miverena, fa rahampitso no homeko! Kanefa manana ihany ianao.
malagasy
Aza manao amin'ny namanao hoe: Mandehana, ka avia indray, fa rahampitso no homeko; Kanefa manana ihany ianao.