Proverbs 3:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamorona sain-dratsy hoenti-mamely ny namanao raha mitoetra tsy manana ahiahy ao aminao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misaina hanisy ratsy ny namanao, rehefa mitoetra mibonaika eo anilanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mikendry hanisy ratsy namana izay mitoetra amin-toky eo anilanao.
Malagasy Bible 1865
Aza mamorona sain-dratsy ho enti-mamely ny namanao, Saingy mitoetra matoky eo aminao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamorona sain-dratsy hoenti-mamely ny namanao raha mitoetra tsy manana ahiahy ao aminao izy.
malagasy
Aza mamorona sain-dratsy ho enti-mamely ny namanao, Saingy mitoetra matoky eo aminao izy.