Proverbs 3:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miady amin’olona tsy amin’antony raha tsy nanisy ratsy anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mifanditra foana aman’olona, raha tsy nahavita ratsy taminao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miady tsy amin’antony amin’olona, raha tsy mbola nanisy ratsy anao izy.
Malagasy Bible 1865
Aza miady amin'olona foana, Raha tsy mbola nanisy ratsy anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miady amin’olona tsy amin’antony raha tsy nanisy ratsy anao izy.
malagasy
Aza miady amin'olona foana, Raha tsy mbola nanisy ratsy anao izy.