Proverbs 3:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mialona ny mpanao herisetra na mifidy izay lalany akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mialona izay olona mpanao an-keriny, na mifidy izay lalana hombàny kely akory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mialona ny mpanao an-keriny ary aza misy alain-tahaka ny ataony,
Malagasy Bible 1865
Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mialona ny mpanao herisetra na mifidy izay lalany akory.
malagasy
Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,