Proverbs 3:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria fahavetavetana eo imason’NY TOMPO ny mpivadika, fa ireo marina kosa no ataony sakaiza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria halan’i Iaveh ny olon-dratsy fanahy fa izay mahitsy fo no hifankazarany indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria halan’ny TOMPO ny mpaniasia fa ny olo-marina kosa isakaizany fatratra.
Malagasy Bible 1865
Satria fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny maniasia, Fa ao amin'ny marina kosa ny fisakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria fahavetavetana eo imason’NY TOMPO ny mpivadika, fa ireo marina kosa no ataony sakaiza;
malagasy
Satria fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny maniasia, Fa ao amin'ny marina kosa ny fisakaizany.