Proverbs 3:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ao an-tranon’ny ratsy fanahy ny ozon’NY TOMPO, fa tahiny kosa ny fonenan’ny marina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ozon’i Iaveh dia ao an-tranon’ny ratsy fanahy; fa ny fonenan’ny marina kosa omeny tso-drano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ozonin’ny TOMPO ny tranon’ny olon-dratsy fa ny fonenan’ny olo-marina kosa tahîny.
Malagasy Bible 1865
Ny ozon'i Jehovah dia ao an-tranon'ny ratsy fanahy; Fa ny fonenan'ny marina dia tahìny kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ao an-tranon’ny ratsy fanahy ny ozon’NY TOMPO, fa tahiny kosa ny fonenan’ny marina;
malagasy
Ny ozon'i Jehovah dia ao an-tranon'ny ratsy fanahy; Fa ny fonenan'ny marina dia tahìny kosa.