Proverbs 3:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsiratsirainy ny mpaniratsira, fa omeny fahasoavana kosa ny mpandefitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mananihany izay mpananihany Izy; ary manome fahasoavana izay manetry tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maniratsira izay mpaniratsira Azy Izy nefa kosa manome fahasoavana ny manetry tena.
Malagasy Bible 1865
Na dia tsiratsirainy aza ny mpaniratsira, Dia omeny fahasoavana kosa ny mpandefitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsiratsirainy ny mpaniratsira, fa omeny fahasoavana kosa ny mpandefitra;
malagasy
Na dia tsiratsirainy aza ny mpaniratsira, Dia omeny fahasoavana kosa ny mpandefitra.Ny hendry handova voninahitra; Fa henatra kosa no ho anjaran'ny adala.